Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Heleda

Heleda

(Helèda) [Faharetan’ny Fiainana; Ity Tontolo Ity; na mety hidika hoe Voalavo Mpihady Tany].

Lehilahy mahery tao amin’ny tafik’i Davida, ary zanak’i Bana Netofatita. (1Ta 11:26, 30) Antsoina hoe Haleba izy any amin’ny lisitra mifanitsy amin’io, ary mety ho izy ihany no Helday.​—2Sa 23:29; 1Ta 27:15.