Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Helema

Helema

(Helèma).

1. [Heb.: Helem]. Lehilahy iray taranak’i Asera. Tanisaina ao amin’ny tetirazan’ny fokon’i Asera ny anaran’ny fianakaviamben’i Helema. (1Ta 7:35, 40) Azo inoana fa i Helema ihany ilay Hotama resahin’ny andininy faha-32.

2. [Heb.: Helem]. Lehilahy iray antsoina koa hoe Helday, ary anisan’ireo nanome volamena sy volafotsy mba hanaovana satroboninahitra ho an’i Josoa Mpisoronabe, rehefa nisy Israelita niverina avy tany Babylona.​—Za 6:10, 11, 14.