Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hemdana

Hemdana

(Hemdàna) [Faniry].

Iray amin’ireo zanakalahin’i Disona zanak’i Seira Horita. (Ge 36:20, 21, 26) Ny Horita no mponina voalohany tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Seira, mandra-pandroakan’ny taranak’i Esao azy. (De 2:12, 21, 22) Tsy mitovy ny fomba andikan’ny Baiboly ny anarany ao amin’ny 1 Tantara 1:41: “Hemdana” (TV), “Hamrana” (Prot.), “Hamrama” (Kat.).