Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hezronita

Hezronita

(Hezrônìta) [An’i Hezrona].

Fianakaviana roa samy hafa no lazaina hoe Hezronita: Ny fianakaviana avy amin’i Hezrona zanakalahin’i Robena (Ge 46:9; No 26:4-6) sy ny fianakaviana avy amin’i Hezrona zafikelin’i Joda.​—Ge 46:12; No 26:21.