Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hiday

Hiday

(Hidày).

Anisan’ireo lehilahy mahery tao amin’ny tafik’i Davida, izay avy any amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Gasa, any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima. (2Sa 23:8, 30; Js 24:30) Miantso azy hoe Horay ny 1 Tantara 11:32.