Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hizkia

Hizkia

(Hizkìa) [fanafohezana ny hoe Hezekia, izay midika hoe “Manatanjaka i Jehovah”].

Iray amin’ireo telo lahy zanak’i Nearia, ary taranak’i Solomona Mpanjaka.​—1Ta 3:10, 23.