Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hofama

Hofama

(Hofàma), Hofamita (Hofamìta) [An’i Hofama].

Antsoina koa hoe Hopima. Voalaza fa “zanakalahin’i” Benjamina i Hofama. Mety hidika izany fa taranany tatỳ aoriana izy. Lohan’ny fianakaviamben’ny Hofamita izy.​—Ge 46:8, 21; No 26:39; jereo HOPIMA.