Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Horesa

Horesa

(Hôrèsa) [Toerana Feno Hazo].

Toerana tany amin’ny Tany Efitr’i Zifa. Tany i Davida no niafina an’i Saoly. Tany koa i Jonatana no niaiky fa i Davida no ho mpanjakan’ny Israely manaraka, ary “nanao fifanekena” izy roa lahy fa hifanampy. (1Sa 23:15-19) Misy mihevitra an’i Horesa ho i Kirbet Koreisa, tokotokony ho 9 km any atsimo atsimoatsinanan’i Hebrona.