Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hosaia

Hosaia

(Hosaià) [Novonjen’i Jah; Namonjy i Jah].

1. Rain’i Jazania na Azaria, izay niara-belona tamin’i Jeremia mpaminany. (Je 42:1, 2; 43:2) Azaria, fa tsy Jazania, no ampiasaina ao amin’ny Jeremia 42:1, ao amin’ny Fandikan-teny Grikan’ny Fitopolo.

2. Toa anisan’ireo andrianan’ny Joda, izay nandray anjara tamin’ilay filaharam-be nalamin’i Nehemia rehefa notokanana ny mandan’i Jerosalema.​—Ne 12:31, 32.