Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hotama

Hotama

(Hotàma) [Tombo-kase; Peratra Fanombohan-kase].

1. Zanakalahin’i Hebera avy amin’ny fokon’i Asera. (1Ta 7:30-32) Mety ho izy ihany ilay Helema resahin’ny 1 Tantara 7:35.

2. Lehilahy aroerita nanan-janakalahy nantsoina hoe Sama sy Jeiela, izay samy lehilahy mahery tao amin’ny tafik’i Davida.​—1Ta 11:26, 44.