Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hotira

Hotira

(Hotìra) [avy amin’ny fototeny midika hoe “manana amby ampy; mihoatra”].

Iray tamin’ireo zanak’i Hemana 14 lahy, izay nitendry zavamaneno tao amin’ny toerana masina, ary teo ambany fiadidian-drainy. Nisy 24 ny antokona mpitendry zavamaneno nanompo tamin’ny andron’i Davida, ka i Hotira sy ny zanany ary ny rahalahiny no faha-21.​—1Ta 25:1, 4-6, 28.