Idala
(Idàla).
Tanàna teo amin’ny sisin-tanin’i Zebolona. (Js 19:14-16) Na dia tsy fantatra aza ny tena toerana nisy an’i Idala, dia misy milaza azy io ho i Kirbet el-Hovarah, 1,5 km any atsimoandrefan’ny toerana voalaza fa nisy an’i Betlehema tany amin’ny faritanin’i Zebolona.