Ima
(Ìma).
1. [Korontam-bato Miavosa]. Toa fanafohezana ny Ie-abarima ny hoe Ima. Toerana iray nitobian’ny Israelita teo amin’ny sisin-tanin’i Moaba i Ie-abarima.—No 33:44, 45.
2. [mety hidika hoe Korontam-bato Miavosa]. Tanàna tany amin’ny faritra atsimon’i Joda. (Js 15:21, 29) Tsy fantatra ny tena toerana nisy azy.