Imry HANDEFA Imry (Imrỳ) [fanafohezana ny hoe Amaria, izay midika hoe “Niteny i Jehovah”]. 1. Zanak’i Bany, ary taranak’i Pereza avy amin’ny fokon’i Joda.—1Ta 9:4. 2. Rain’ilay Zakora anisan’ny nanorina indray ny mandan’i Jerosalema.—Ne 3:2. Hanao Pirinty Hizara Hizara Imry Fandalinana ny Soratra Masina Imry Malagasy Imry https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d8f8c0370e/images/syn_placeholder_sqr.png it p. 1180