Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ira-semesy

Ira-semesy

(Ìra-semèsy) [Tanànan’ny Masoandro].

Tanàna teo amin’ny sisin-tanin’i Dana, tononin’ny Josoa 19:41, 42 eo anelanelan’i Estaola sy Salabima. Mety ho izy ihany ilay Beti-semesy resahin’ny Josoa 15:10. Raha izany no izy, dia nonina tao ny fokon’i Joda tatỳ aoriana, ary lasa anisan’ireo tanàna 48 nomena ny Levita izy io.​—Js 21:16; 1Ta 6:59; No 35:6, 7; jereo BETI-SEMESY No. 1.