Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Irama

Irama

(Iràma) [mety ho avy amin’ny fototeny midika hoe “ampondra”].

Lehibem-poko na mpiadidy avy tamin’i Esao (Edoma).​—Ge 36:43; 1Ta 1:54.