Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Iripela

Iripela

(Iripèla) [Hanasitrana Anie Andriamanitra; Nanasitrana Andriamanitra].

Tanànan’i Benjamina. (Js 18:21, 27) Misy milaza azy io ho i Rafata, tanàna kely tokotokony ho 10 km any avaratrandrefan’i Jerosalema.