Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Iry

Iry

(Ìry).

1. [mety ho avy amin’ny fototeny midika hoe “ampondra”]. Zanakalahin’i Bela, ary lohan’ny fianakaviambe avy amin’ny rainy sady lehilahy natanjaka sy nahery fo teo amin’ny fokon’i Benjamina. (1Ta 7:7) Mety ho izy ihany ilay Iry ao amin’ny 1 Tantara 7:12.

2. [Ampondra]. Rain’i Sopima sy Hopima. (1Ta 7:12) Mety ho izy ihany ilay Iry No. 1.​—1Ta 7:7.