Itiela
(Itièla) [mety hidika hoe Momba Ahy Andriamanitra].
1. Anisan’ireo olona nandre ny teny nambaran’i Agora ao amin’ny Ohabolana toko faha-30. Mety ho zanakalahin’i Agora izy, na mpianany.—Oh 30:1.
2. Benjamita nanana taranaka iray nipetraka tany Jerosalema, tamin’ny andron’i Nehemia.—Ne 11:4, 7.