Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Jadiela

Jadiela

(Jadièla) [mety hidika hoe Ho Faly Anie Andriamanitra].

Anisan’ny lohan’ny fianakaviambe teo amin’ilay antsasaky ny fokon’i Manase nonina tany atsinanan’i Jordana. Lehilahy natanjaka sy nahery fo i Jadiela. Nataon’ny Asyrianina sesitany ny taranany, satria “nivadika” tamin’i Jehovah.​—1Ta 5:23-26.