Jadoa
(Jadòa) [avy amin’ny fototeny midika hoe “mahalala”].
1. Lohandohany teo amin’ny Israely na ny taranany, izay nanisy tombo-kase ny fianianana hoe tsy hivadika, tamin’ny andron’i Nehemia Governora.—Ne 10:1, 14, 21.
2. Ny farany tamin’ny mpisoronabe taranak’i Arona, resahin’ny Soratra Hebreo. Taranaka fahadimy taorian’i Jesoa izy, ka velona tamin’ny “andro nanjakan’i Dariosy Persianina.”—Ne 12:10, 11, 22; jereo DARIOSY No. 3.