Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Jadona

Jadona

(Jadòna) [mety ho fanafohezana ny hoe Jazania, izay midika hoe “Nihaino i Jehovah”].

Meronotita izy, ary nanampy an’i Nehemia rehefa naorina indray ny mandan’i Jerosalema, tamin’ny 455 T.K. Toa tsy lavitra an’i Mizpa ny tanàna niavian’i Jadona.​—Ne 3:7.

Nantsoin’i Josèphe mpahay tantara hoe “Jadona” ilay mpaminany tsy fantatra anarana ao amin’ny 1 Mpanjaka 13.​—Rakitry ny Ela Jiosy, VIII, 231 (viii, 5).