Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Jafleta

Jafleta

(Jaflèta) [Hanafaka Anie Izy; Nanafaka Izy].

Taranak’i Asera avy tamin’i Beria sy Hebera. Telo ny “zanakalahin’i Jafleta” hita ao amin’ny tetirazana.​—1Ta 7:30-33.