Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Jahalela

Jahalela

(Jahalèla).

Iray amin’ireo zanakalahin’i Zebolona, ary ny anarany no voatonona fahatelo. I Jahalela no razamben’ny fianakavian’ny Jahalelita teo amin’ny fokon’ny rainy.​—Ge 46:14; No 26:26.