Tianao ve ny hamaky an'ity lahatsoratra ity amin'ny teny %%?
Jairita
Jairita
(Jairìta) [An’i Jaira].
Teny ilazana an’i Ira “mpisoron’i Davida.” (2Sa 20:26) Taranak’i Jaira Manasita angamba i Ira. Mety ho mpisorona avy tao Jatira, tanànan’ny Levita, anefa izy, raha marina ny voalazan’ny Peshitta syriàka.—Jereo IRA No. 1.