Jakana
(Jakàna) [rehefa atao tsilalaon-teny izy io dia misy ifandraisana amin’ny anarana hoe Akora, izay midika hoe “Loza; Olana”].
Iray amin’ireo fito lahy zanak’i Abihaila, ary ny anarany no voatonona fahadimy. Taranak’i Gada izy.—1Ta 5:13, 14.