Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Jakima

Jakima

(Jakìma) [fanafohezana ny hoe Jekamia, izay midika hoe “Nanangana i Jah”].

1. Taranak’i Benjamina avy tamin’i Simey, ary anisan’ireo lohan’ny fianakaviambe nonina tao Jerosalema.​—1Ta 8:1, 19-21, 28.

2. Mpisorona anisan’ny fianakaviambe iray voafidy tamin’ny antsapaka ho fizarana faha-12 tamin’ny antoko-mpisorona 24 hanompo tao an-tempoly. Natao tamin’ny andron’i Davida Mpanjaka ilay antsapaka.​—1Ta 24:3, 5, 12.