Jala HANDEFA Jala (Jàla) [Osidia (Vavy)]. Razamben’ny fianakaviamben’ireo mpanompon’i Solomona. Niverina avy tany an-tsesitany tany Babylona niaraka tamin’i Zerobabela ny sasany tamin’io fianakaviambe io sy ny Netinima.—Ezr 2:2, 55-58; Ne 7:7, 57-60. Hanao Pirinty Hizara Hizara Jala Fandalinana ny Soratra Masina Jala Malagasy Jala https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d8f8c0370e/images/syn_placeholder_sqr.png it p. 1226