Jambra HANDEFA Jambra (Jàmbra). Anisan’ireo nanohitra an’i Mosesy tany Ejipta. Azo inoana fa iray tamin’ireo mpisorona nampiasa herin’ny maizina, tao an-dapan’i Farao, izy.—2Ti 3:8; Ek 7:11; jereo JANA. Hanao Pirinty Hizara Hizara Jambra Fandalinana ny Soratra Masina Jambra Malagasy Jambra https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d8f8c0370e/images/syn_placeholder_sqr.png it p. 1228