Jamina
(Jamìna) [Tanana Havanana].
1. Zanakalahin’i Simeona, ary ny anarany no voatonona faharoa. (Ge 46:10; Ek 6:15; 1Ta 4:24) Izy no razamben’ny fianakavian’ny Jaminita.—No 26:12.
2. Taranak’i Joda avy tamin’i Rama zafikelin’i Hezrona.—1Ta 2:9, 25, 27.
3. Levita anisan’ny nanazava ny Lalàna tamin’ny vahoaka tafavory tao Jerosalema, taorian’ny sesitany.—Ne 8:7.