Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Janay

Janay

(Janày).

1. [mety hidika hoe [Andriamanitra] Anie Hamaly; Namaly [Andriamanitra]]. Taranak’i Gada nonina tany amin’ny faritr’i Basana.​—1Ta 5:11, 12.

2. Razamben’i Maria renin’i Jesosy, ka i Maria no taranaka fahadimy avy eo amin’i Janay.​—Lk 3:24.