Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Jasoba

Jasoba

(Jasòba) [mety hidika hoe Niverina Izy].

1. Iray amin’ireo zanakalahin’i Isakara, ary ny anarany no voatonona fahatelo. Razamben’ny Jasobita izy tao amin’ny foko nisy azy. (1Ta 7:1; No 26:23, 24) Antsoina hoe Joba izy ao amin’ny Genesisy 46:13.

2. “Taranak’i Bany” niverina avy tany an-tsesitany, ary anisan’ireo nanambady vehivavy hafa firenena, nefa nandroaka azy ireny tatỳ aoriana.​—Ezr 10:29, 44.