Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Jeberekia

Jeberekia

(Jeberekìa) [midika hoe “Mitahy i Jehovah”].

Rain’i Zakaria, izay vavolombelona nahita ny nanoratan’i Isaia mpaminany ny anaran-janany hoe Mahera-salala-hasi-baza (misy heviny ara-paminaniana) teo amin’ny takela-kazo.​—Is 8:1, 2.