Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Jedida

Jedida

(Jedidà) [Malala].

Vadin’i Amona sady renin’i Josia Mpanjaka, izay teraka tamin’ny 667 T.K. Zanakavavin’i Adaia avy any Bozkata izy.​—2Mp 21:24-26; 22:1.