Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Jefone

Jefone

(Jefonè).

1. Rain’i Kaleba mpitsikilo avy amin’ny fokon’i Joda. Azo inoana fa rain’i Kenaza koa izy. (No 13:2, 3, 6; 1Ta 4:15; Mpts 1:13) Kenizita anisan’ny fokon’i Joda i Jefone.​—Js 14:6, 14.

2. Olona ambony teo amin’ny fokon’i Asera.​—1Ta 7:38, 40.