Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Jehalalila

Jehalalila

(Jehalalìla) [mety hidika hoe Nampamirapiratra [Hazavana] Andriamanitra].

1. Lehilahy niteraka efa-dahy ao amin’ny tetirazan’i Joda.​—1Ta 4:1, 16.

2. Levita Merarita. Anisan’ny nanampy tamin’ny fanadiovana ny tempoly ny zanany lahy, tamin’ny andron’i Hezekia Mpanjaka.​—2Ta 29:1, 12, 15, 16.