Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Jehiely

Jehiely

(Jehièly) [An’i Jehiela].

Levita taranak’i Gersona. Izy no niandraikitra ny zava-tsarobidy tao amin’ny toerana masina. (1Ta 26:20-22) Antsoina hoe “Jehiela” izy any amin’ny andininy hafa.​—1Ta 23:6-8; 29:8; jereo JEHIELA No. 2.