Jeremay
(Jeremày) [fanafohezana ny hoe Jeremota na fanafohezana ny hoe Jeremia].
Israelita velona taorian’ny sesitany, sady iray tamin’ireo fito lahy zanak’i Hasoma na taranany, izay nanambady vehivavy hafa firenena ary nandroaka an’ireny.—Ezr 10:25, 33, 44.