Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Jeroela

Jeroela

(Jeroèla) [mety hidika hoe Napetrak’Andriamanitra (Natsangan’Andriamanitra)].

Tany efitra, toa teo anelanelan’ny tanànan’i Tekoa sy En-jedy. Tsy fantatra ny tena toerana nisy azy io sy ny habeny.​—2Ta 20:2, 16, 20.