Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Jesimiela

Jesimiela

(Jesimièla) [Hametraka (Hanendry) Anie Andriamanitra; Nametraka (Nanendry) Andriamanitra].

Mpiadidy simeonita nanitatra ny faritaniny hatrany atsinanan’ny lohasaha tany akaikin’i Gedora, tamin’ny andron’i Hezekia Mpanjaka.​—1Ta 4:24, 34-41.