Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Jezera

Jezera

(Jezèra).

1. [Namolavola Izy]. Iray amin’ireo zanakalahin’i Naftaly, ary ny anarany no voatonona fahatelo. Izy no razamben’ny fianakavian’ny Jezerita.​—Ge 46:24; No 26:48, 49; 1Ta 7:13.

2. [fanafohezana ny hoe Abi-ezera]. Fanafohezana ny Abi-ezera ny hoe Jezera rehefa esorina ilay tovona hoe “Ab” (midika hoe “Ray”). “Taranak’i Gileada” i Jezera sy ny Jezerita taranany.​—No 26:30; jereo ABI-EZERA No. 1.