Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Jibara

Jibara

(Jibàra) [I Jehovah Anie Hifidy [Azy]].

Zanakalahin’i Davida Mpanjaka. Anisan’ireo zanany teraka tany Jerosalema i Jibara, tamin’i Davida efa nipetraka tany, taorian’ny nialany tany Hebrona.​—2Sa 5:13-15; 1Ta 14:4, 5.