Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Jibnia

Jibnia

(Jibnìa) [Nanorina i Jehovah].

1. Benjamita razamben’ny lehilahy iray atao hoe Mesolama.​—1Ta 9:7, 8.

2. Zanakalahin’i Jerohama, sady Benjamita lohan’ny fianakaviambe iray niverina avy tany an-tsesitany tany Babylona.​—1Ta 9:1-3, 7-9.