Jidlafa
(Jidlàfa).
Iray amin’ireo valo lahy zanak’i Nahora sy Milka, ary ny anarany no voatonona fahafito. Zana-drahalahin’i Abrahama àry izy, sady dadatoan’i Rebeka vadin’i Isaka.—Ge 22:20-23; 24:67.