Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Jifta-ela

Jifta-ela

(Jiftà-èla) [Hanokatra Anie Andriamanitra; Nanokatra Andriamanitra].

Lohasaha teo amin’ny sisin-tany nanasaraka ny fokon’i Zebolona sy ny fokon’i Asera. (Js 19:10, 14, 24, 27) Toerana maromaro any avaratrandrefan’i Nazareta no voalaza fa nisy an’i Jifta-ela. Tsy fantatra anefa ny tena toerana nisy azy io.