Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Jisbi-benoba

Jisbi-benoba

(Jisbì-benòba).

Iray amin’ireo Refaima (Kananita goavam-be) efa-dahy nalaza nandritra ireo ady faramparany nataon’ny Israely, tamin’ny andron’i Davida Mpanjaka. Nitondra lefona varahina nilanja sekely 300 (3,4 kg) izy, ary efa saika nahafaty an’i Davida. Soa ihany fa namonjy haingana an’i Davida i Abisay, ka namono an’ilay goavam-be.​—2Sa 21:15-17, 22.