Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Jisva

Jisva

(Jisvà) [mety hidika hoe “Natao Mitovy Tantana; Naravona”].

Zanak’i Asera, ary izy no faharoa amin’ireo zanany efa-dahy. (Ge 46:17; 1Ta 7:30) Tsy hita ao amin’ny lisitry ny fianakavian’i Asera ny anarany. Tsy nanan-janakalahy angamba izy, na vetivety dia lany tamingana.​—No 26:44.