Jisvy HANDEFA Jisvy (Jisvỳ) [mety hidika hoe “Natao Mitovy Tantana; Naravona”]. 1. Iray amin’ireo zanakalahin’i Asera, ary ny anarany no voatonona fahatelo. Izy no razamben’ny fianakavian’ny Jisvita tao amin’ny fokon’i Asera.—Ge 46:17; No 26:44; 1Ta 7:30. 2. Zanakalahin’i Saoly Mpanjaka.—1Sa 14:49. Hanao Pirinty Hizara Hizara Jisvy Fandalinana ny Soratra Masina Jisvy Malagasy Jisvy https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d8f8c0370e/images/syn_placeholder_sqr.png it p. 58