Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Jisy

Jisy

(Jisỳ) [fanafohezana ny hoe Isaia, izay midika hoe “Famonjen’i Jehovah”].

1. Taranak’i Joda. Zanakalahin’i Apaima i Jisy ary rain’i Sesana.​—1Ta 2:3, 31.

2. Anisan’ny taranak’i Joda koa.​—1Ta 4:1, 20.

3. Mpitarika sady lohan’ny fianakaviambe tao amin’ny antsasaky ny fokon’i Manase, izay niaina tany atsinanan’i Jordana.​—1Ta 5:23, 24.

4. Taranak’i Simeona, ary ny zanany efa-dahy no nitarika olona 500 lahy hiady tamin’ireo Amalekita nonina teny amin’ny Tendrombohitra Seira, ka nandresy azy ireo.​—1Ta 4:42, 43.