Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Jitla

Jitla

(Jitlà) [mety ho avy amin’ny fototeny midika hoe “manantona”].

Anisan’ny tanàna teo amin’ny sisin-tanin’i Dana. (Js 19:40, 42) Tsy fantatra ny tena toerana nisy azy.